MalagasyBsp

Miarahaba anao tonga soa eto amin'ny pejin'ny mpiara-mivavaka malagasy eto Saint George. Misy fankalazana ny Komoniona masina amin'ny teny malagasy indray mandeha isam-bolana eto, dia ny alahady voalohany amin'ny 4 ora hariva, sy amin'ireo fety lehibe (Krismasy, Paska). Jereo eo amin'ny tranokala teny malagasy ny andinindininy, na koa manorata amin'ny Katekista Nicolas Razafindratsima, tel 01 42 11 87 70, e-mailaka : razafindratsima@numericable.fr

Soyez le bienvenu à la Communauté Malgache de St. Georges qui célèbre l'Eucharistie chaque premier dimanche du mois, à 16h00 ainsi qu'à Pâques et à Noël. Pour plus de détails, aller sur le site en Malgache ou contacter Nicolas Razafindratsima  01 42 11 87 70, e-mail: razafindratsima@numericable.fr

Welcome to the page under construction of our Anglican Malagasy Community, which has an Eucharistic Celebration on the first Sunday of the month at 4pm. For further details contact Nicolas Razafindratsima  01 42 11 87 70, e-mail: razafindratsima@numericable.fr
Left: Monseigneur Samoela Jaona of Antananarivo and Malagasy Serving team on a visit to St George's

La prochaine messe malgache aura lieu le dimanche 5 février 2012, à 16h00 (3e dimanche avant le carème).

 

Below: Our Bishop of Europe, + Geoffrey Rowell on his visit to St George's at Christmas 2008.

MalagasyBspGeoff