Miarahaba anao tonga eto amin'ny pejin'ny mpiara-mivavaka malagasy eto amin'ny fiangonana anglikana Saint Georges, Paris.
Efa an-taona maro no nisy fiaraha-mivavaky ny anglikana malagasy teto Paris. Mbola mitohy izany ankehitriny, ary faly izahay mandray anao, na monina eto Paris sy ny manodidina ianao na mandalo.
Ny Komoniona Masina amin'ny teny malagasy dia indroa isam-bolana eto st Georges: ny alahady voalohany sy ny alahady fahatelo, samy amin'ny 4 ora sy sasany hariva. Misy Komoniona Masina koa rehefa fety lehibe (Krismasy, Paska), miaraka amin'ny fihirana Karoly.
Ankoatra ireo dia misy fivavahana atao amin'ny Zoom (visio sy audio-conférence) isaky ny alahady faharoan'ny volana amin'ny 4 ora sy sasany. Ny atao amin'izany dia fivavahana hariva anglikana sy fiaraha-mizara ny Soratra Masina.
Raha te hahazo ny andinindininy na hametra-panontaniana dia aza misalasala miantso na manoratra amin'ny Révérend Nicolas Razafindratsima, presbytera mpanampy eto St Georges. Ireto no ahafahana mahazo azy: Tél +33 (0)6 47 70 30 10, e-mail: rev.n.razafindratsima@gmail.com.
Ny fahasoavan'i Jesoa Kristy Tompontsika, sy ny fitiavan'Andriamanitra, ary ny fampiraisan'ny Fanahy Masina, ho amintsika rehetra anie mandrakizay. Amena
Bienvenue à la communauté malgache de St George's, Paris. Nous nous réunissons pour célébrer l'Eucharistie le 1er et le 3ème dimanche de chaque mois à 16h30 et adorons par Zoom le 2ème dimanche du mois. Nos célébrations sont principalement en malgache. Il y a également une Eucharistie en français chaque samedi à 18h00.
Pour un contact pastoral ou plus de détails sur notre culte Zoom, veuillez contacter le Père Nicolas : rev.n.razafindratsima@gmail.com
Welcome to the Malagasy Community at St George's, Paris. We meet to celebrate the Eucharist on the 1st and 3rd Sunday of each month at 16h30 and worship by Zoom on the 2nd Sunday of the month. Our celebrations are primarily in Malagasy. There is also a Eucharist in French each Saturday at 18h00.
For pastoral contact or more details about our Zoom worship please contact Fr Nicolas : rev.n.razafindratsima@gmail.com
Célébrations de Noël de du Nouvel An pour la communauté malgache
Ho hitanareo eo ambany ny datin'ireo fanompoam-pivavahana fankalazana ny Krismasy 2024 sy ny taom-baovao 2025. Ao amin'ny fiangonana St. Georges no hanaovana izany, raha tsy misy toeran-kafa voalaza.
Dimanche 1er décembre à 16h30 : Komoniona Masina/Sainte Eucharistie en malgache
Dimanche 8 décembre à 10h30 : Komoniona Masina sy Karoly Krismasy any Toulouse/Sainte Eucharistie multilingue et chants de Noël à Toulouse.
Adresse : église ND de l'Assomption, 21 rue Larade, 31200 Toulouse
Dimanche 8 décembre à 16h30 : Prière du soir par Zoom
Samedi 14 décembre à 15h30 : Karoly Krismasy/Office des Carols en malgache
Exceptionnellement : il n'y aura pas d'Eucharistie en malgache le dimanche 15 décembre
Mercredi 25 décembre à 16h30 : Komoniona Masina fankalazana ny Krismasy/Sainte Eucharistie en malgache, Célébration de Noël
Dimanche 05 janvier 2025 à 16h30 : Komoniona Masina fankalazana ny Epifania sy ny taom-baovao/Sainte Eucharistie en malgache, Célébration de l'Epiphanie et du Nouvel An.